|
|
|
|

Teny iditra 1  mangotsokotsoka
Fototeny  2 hotsokotsoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany
8 Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1]
Voambolana  9  Fahasalamana
Tovy hevitra  10 mangotsoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22