|
|
|
|

Teny iditra 1  mangorovitsika
Fototeny  2 horovitsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ireo vongan-drano na vongan-drivotra madinika mitangorongorona eo amin' ny fanambonin' ny rano efa manomboka hafana
8 Enti-milaza ny rano efa manomboka hafana ka misy ireo vongan-drano na vongan-drivotra mitangorona ireo: Efa mangotraka ve ny ravimboafotsy, anaka? -- Vao mangorovitsika, ry Dada [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to feel itchy; to be uneasy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 avoir des fourmis; être inquiet [1.8]
Ohatra  11  Efa mangorovitsika, ary ny sasany indreny manadiva ny lalana niverina fa tsy te hijery. [2.895#136]
12  Eny àry, hoy aho, mody nanabe tratra, nefa amin' izany mangorovitsika daholo hatrany an-tampon-dohako ka hatrany am-paladiako. [2.4#56]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21