|
|
|
|

Teny iditra 1  mangady
Fototeny  2 hady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antambahoaka+Bezanozano+Sihanaka] mihady [1.78]
9 [Tanala] mihady, manala avy ao anaty lavaka [1.78]
10 Mandoaka, mitrandraka amin' ny angady, nefa tsy fiteny firy intsony izy io, fa soloana ity manaraka itỳ: mihady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to dig, to delve. (Prov.) [1.2]

Fivaditsoratra  mangady, 12 midanga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20