|
|
|
|

Teny iditra 1  manetroka
Fototeny  2 setroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay lena
8 Mandonaka, manorisory (olona) amin' ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo
9 Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra noho ny toetra ratsy nasehony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to give off much smoke [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 émettre beaucoup de fumée [1.8]
Ohatra  12  Tsy hitaina afo bozaka manetroka intsony izy sy ny taranany. [2.470#28]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manetroka, 14 mañotreka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21