|
|
|
|

Teny iditra 1  manesotra
Fototeny  2 esotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manala amin' ny toerana misy azy: Antsoy i Beva hanesotra ireto entana ireto
9 Mandroaka: Hanesotra mpiasa dimy, hono, ny mpampiasa amin' ny faran' ny volana
10 Mametraka tsy hiasa: Ny Filoha mihitsy no nanesotra ny lehiben' ny Fivondronana tao Ananona [1.1]

Fivaditsoratra  manesotra, 11 manoratse

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20