|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manelatra
Fototeny  2 helatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandefa tselatra; mamirapiratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to lighten, to flash; fig. angry, hasty in temper. [1.2]
9 to flash, to gleam brightly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 briller, miroiter; faire des éclairs [1.8]
Mpanahaka  11  mahajambena, 12  mahajemby, 13  mamirapiratra, 14  mamono maso, 15  manelatrelatra, 16  mangiaka, 17  mangirangirana, 18  mangoratsaka, 19  manjelanjelatra, 20  manjelatra, 21  manjopelaka, 22  manjopiaka, 23  mihalontralona, 24  mipendrampendrana, 25  mitarataratra, 26  mitselatra, 27  tomaratara, 28  tomaratra

Teny iditra (2/2) 29  mañelatra
Sokajin-teny  30  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  31 [Sihanaka] mamono maso rehefa tarafin'ny masoandro [1.78]

Fivaditsoratra  manelatra, mañelatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14