|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrivotra |
| Fototeny | 2 rivotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Enti-milaza ny andro misy rivotra mitsoka: Nandrivotra ny andro aninaraina
8 Mihazakazaka mafy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be windy
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 venter
[1.8] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mandrivotra |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mandrivotra, 13 mandrovitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|