|
|
|
|

Teny iditra 1  mandripaka
Fototeny  2 ripaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manjera sy mamely betsaka: Nandripaka tanimbary betsaka ny havandra tatý
9 Mandringana, mamono tsy mamela iray velona: Ny pesta no nandripaka ny mponina teto
10 Mandevona, mandany tanteraka: Afo no nandripaka ny bozaka tamin' itý tanety itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to destroy en masse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 abattre, détruire ou tuer en grand nombre [1.8]

Fivaditsoratra  mandripaka, 13 mpandraika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20