|
|
|
|

Teny iditra 1  mandravitra
Fototeny  2 ravitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manambatra ravindravitra samihafa, voanjavatra maro, ravin-taratasy hatao boky [1.1]

Fivaditsoratra  mandravitra, 9 mandrivatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20