Teny iditra | mandefona ivoho | |
Singan-teny | mandefona ; ivoho | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mamely tsy mifanatrika, manao teti-dratsy amin' ny olom-pantatra izay mody isakaizana [1.1] | |
Ohatra | Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy.
[2.285] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |