Teny iditra | mandafy (lafy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mividy mitamba-be mba hamidy antsinjarany: Nandafy tsaramaso roanjato aho hilako tombom-barotra [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | fandima, fimanda, mandafy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |