|
|
|
|

Teny iditra 1  manavoka
Fototeny  2 tavoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manontany an-kafetsena mba hitsapana ny hevitr' olona iray; manao don-tandroka; manatavoka [1.1]
Tovy hevitra  9 manatavoka

Fivaditsoratra  manavoka, 10 manovaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22