Teny iditra manavoavo (avoavo (avo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manondrotra, mankalaza, midera [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manavoavo
Ny lasa : nanavoavo
Ny hoavy : hanavoavo
Filaza mandidy : manavoavoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20