|
|
|
|

Teny iditra 1  manatsolotsolotra
Fototeny  2 tsolotsolotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandroso loatra ny tanana (rehefa milalao kanety), manao an-kitsolo
8 Mandroso kely dia mampihemotra miverimberina ny tanana, ny motin' ny bibikely [1.1]
Tovy hevitra  9 manolotsolotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22