|
|
|
|

Teny iditra 1  manatsizarizary
Fototeny  2 tsizarizary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao tsinontsinona, maneso: Aza manatsizarizary ny ray aman-dreninao toy io re lanao
9 Manivaiva: Mandehana fa manatsizarizary foana ny varotray ianareo izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 vilipender: Manatsizarizary olona (Vilipender quelqu'un) [1.4.fr#840]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20