|
|
|
|
Teny iditra
1
manatratreva
Fototeny
2
tratreva
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manatratreva
5
Ny lasa :
nanatratreva
6
Ny hoavy :
hanatratreva
Fanazavàna teny malagasy
7
Mampitrifantrifana atsỳ sy arỳ
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20