|
|
|
|

Teny iditra 1  manatotongana
Fototeny  2 totongana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mampihilana, manohoka: Manatotongana ny siny izy
8 Mihoatra, misongona: Nanatotongana ny rahavaviny izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20