|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manatatra
Fototeny  2 tatatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao tatatra
9 Maka vola be amin' olona, mikapa, mijijy [1.1]
10 manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11 to dig water-channels in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 creuser des canaux ou rigoles [1.8]
13 drainer [1.13]
Tovy hevitra  14 mitatatra

Teny iditra (2/2) 15  mañatatra
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 [Bezanozano] (hozatra) mitsotsotra am-pandriana [1.78]

Fivaditsoratra  manatatra, mañatatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14