|
|
|
|

Teny iditra 1  manatakobaka
Fototeny  2 takobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manetsiketsika zavatra ao anaty rano, manakobana, manetsiketsika na manao izay hampikobana ny ratio ao anaty tavy na fitoeran-drano hafa, mampikobana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20