|
|
|
|
Teny iditra
1
manatakibaka
Fototeny
2
ta
ki
baka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manatakibaka
5
Ny lasa :
nanatakibaka
6
Ny hoavy :
hanatakibaka
Fanazavàna teny malagasy
7
Mamely, manevika eo afovoany, eo amin' ny takibaka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20