|
|
|
|
Teny iditra
1
manapororoatra
Fototeny
2
pororoatra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manapororoatra
5
Ny lasa :
nanapororoatra
6
Ny hoavy :
hanapororoatra
7
Filaza mandidy :
manapororoata
Fanazavàna teny malagasy
8
Mahatonga feno mihoa-pefy; mampandeha maro miara-be
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20