Teny iditra manao tombo ho an-tena
Singan-teny manao ; tombo ; ho ; tena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mampihoatra kokoa ny azon' ny tena noho ny an' ny hafa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20