Teny iditra manao lapa marivo
Singan-teny manao ; lapa ; marivo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izay tsy manaja ny andalan-tohatra fa avy hatrany, raha misy angatahina, mivantana any amin' ny manam-pahefana ambony indrindra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16