Teny iditra manao hodi-tsirany sy hodi-peny
Singan-teny manao ; hoditra ; sirana ; fe
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona miangatra (samy hoditra tokony tsy hisy hafa ireo -- ny sirana sy ny fe ka tsy azo avahana ho tsy maharary raha amin' ny iray, fa manaintaina kosa amin' ny ilany faharoa) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17