Teny iditra | manao anaty fo maharary | |
Singan-teny | manao ; anaty ; fo ; maharary | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny zanaka no ao anaty fo ka tiana, koa raha misy miady dia ny an' ny tena ihany no ombana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |