|
|
|
|

Teny iditra 1  mananty
Fototeny  2 tanty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miandry zavatra hianjera ka mandray io zavatra io amin' ny tanana velarina: Tsy mahay mananty baolina ialahy
9 Mangataka: Mananty an-tanan-droa aminao, Tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to hold out both hands for something; to collect in a basket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 recevoir sur les deux mains; ramasser dans un panier [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how mananty
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mananty, 14 maninta

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21