Teny iditra | manan-tombo | |
Singan-teny | manana ; tombo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mihoatra kokoa [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To be greater; to have an advantage [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | être plus grand; avoir un avantage [1.8] | |
Ohatra | Ary izay alehany kosa samy mamono botretra sy lango malemy hananany fitia manantombo.
[1.437] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manan-tombo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |