Teny iditra manandry (tandry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manandry ratsy olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manandry
Ny lasa : nanandry
Ny hoavy : hanandry
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20