|
|
|
|

Teny iditra 1  manandevo
Fototeny  2 andevo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra ohatra ny andevo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to enslave, to reduce to slavery, to make a slave of any one. [1.2]
10 to practice slavery, to make a slave of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 pratiquer l'esclavage, réduire en esclavage [1.8]
12 asservir [3.1]
Ohatra  13  Mbola ny Papa koa no nitso-drano azy amin' ny fahazoana manandevo ny olona tsy mety ho kristiana. [2.366#]
14  Ho azy ireo, ny rafitra, ny hevitra izay manandevo, tsy manafaka fotoana maharitra na oviana na oviana. [1.369#]

Fivaditsoratra  manandevo, 15 mandevona, mandevòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14