Teny iditra | manana amby | ||
Singan-teny | manana ; amby | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Misy mihoatra, misy tsy lany [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | To have something left over or in surplus [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Avoir plus qu'il ne faut [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | manambania, manana amby |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |