|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manambany |
| Fototeny | 2 ambany |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao ho tsinontsinona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to speak lightly of
[1.2, 1.7] 10 to consider lightly of one's self or others. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 rabaisser, déprécier
[1.8] |
| Ohatra |
12 Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika.
[2.471#]
13 Mora ny mahita fanazavana mitsikafona sy manambany mikasika ny fanaon' ny mahantra. [1.369#] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manambany |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | manambany, 16 manambina, manambìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|