Teny iditra | manala ondrana | |
Singan-teny | manala ; ondrana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manala ny loza vokatry ny fandikampady mety hanjo ny olona mivady mpihavana akaiky [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To make the alan-ondrana offerings. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/10 |