|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manalama
Fototeny  2 lama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to polish, to make slippery [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 polir, rendre glissant [1.8]

Teny iditra (2/2) 9  manalama
Fototeny  10 salama
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 [Tanosy] manao salama, miarahaba [1.78]

Fivaditsoratra  13 mamalana, mamalàna, 14 mamanala, manalama

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06