Teny iditra | manala ahidratsy (ala, ahitra, ratsy) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manongotra na misoroka na mamono ny zavamaniry hafa ankoatra ny voly [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Désherber, sarcler [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/01 |