|
|
|
|
Teny iditra
1
manakorotika
Fototeny
2
korotika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
manakorotika
5
Ny lasa :
nanakorotika
6
Ny hoavy :
hanakorotika
7
Filaza mandidy :
manakoroteha
Fanazavàna teny malagasy
8
Mandrovitra, manakotika; manimba; manasavorovoro
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20