Teny iditra | manakelika (sakelika (helika)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maniry sakelika (na tsiry na solofo): Efa manakelika sahady itỳ voasary itỳ ~ Tsy mbola manakelika ihany ny akondro erỳ am-pantsakana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se ramifier, émettre des ramifications [1.196] | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |