Teny iditra manabe (be)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaiza, mamelona, manao izay hahalehibe ara-tsaina sy ara-panahy: Manantena aho fa tsy ho nanabe zana-baratra akory aho nanabe anareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To augment, to increase, to make large, to make many, to make great [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manabe
Ny lasa : nanabe
Ny hoavy : hanabe
Filaza mandidy : manabiaza
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05