Teny iditra | mampivay | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taimoro] Mikapa hazo, mitevy ala [1.78] | |
Teny iditra | mampivay | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Manafoana, tsy mampisy [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |