|
|
|
|

Teny iditra 1  mampirafy
Fototeny  2 rafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka vady hala ho fanampin' ny vadin' ny tena efa eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to take or to have more than one wife. [1.2]
10 to practice polygyny (of the man) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 avoir plusieurs épouses; faire plusieurs choses à la fois [1.8]
Ohatra  12  Teo Zatovo mpanjaka mampirafy. [2.606#]
13  Ny mampirafy sy ny misao-bady no fanjakan-dehilahy. [2.346#32]
Voambolana  14  Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  15 mamporafy
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mampirafy
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 mampifary, mampirafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22