|
|
|
|

Teny iditra 1  mampionona
Fototeny  2 onona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to comfort, to console [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 apaiser, consoler [1.8]
Ohatra  9  Bina ireny no nahalala izany, fa na Raozy aza mbola variana mampionona an' i Endrinikemba. [2.499#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20