|
|
|
|

Teny iditra 1  mampiketraka
Fototeny  2 ketraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  amin' ny toa ireny, tsy misy afa-mampiketraka ny safidiny sy ny finiavany, ary ny mihenjana hatramin' ny fara sento no inoany amin' izay fa laha-Janahary! [2.296#96]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20