|
|
|
|

Teny iditra 1  mampihorohoro
Fototeny  2 horohoro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Teo amin' ny kristiana kosa ny fasana dia nanjary nanana hevitra mampihorohoro. [2.285#129]
8  Ny fitondrana mampihorohoro indrindra, tamin' ny andron' i Mosesy, dia ny nampitoraihana vato ho faty an' ilay lehilahy anankiray nanangona kitay tamin' ny andro Sabata Nom. [1.38#352]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20