Teny iditra |
mamositra
(fositra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To ignite by friction. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamositra |
Ny lasa : |
namositra |
Ny hoavy : |
hamositra |
Filaza mandidy : |
mamosera |
|
|
Teny iditra |
mamositra
(fositra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire [1.2]
|
|
Teny iditra |
mamositra
(vositra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Mamora [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | To castrate [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Châtrer [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamositra |
Ny lasa : |
namositra |
Ny hoavy : |
hamositra |
Filaza mandidy : |
mamosera |
|
|
Teny iditra |
mamositra
(vositra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To nip off shoots [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Décapiter une plante [1.8]
|
| ébourgeonner, tailler en vert [1.196]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamositra |
Ny lasa : |
namositra |
Ny hoavy : |
hamositra |
Filaza mandidy : |
mamosera |
|
|