Teny iditra |
mamefy
(fefy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manisy fefy, vala, zavatra miaro manodidina: Mamefy ny saha [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To enclose; to make a fence, to hedge [1.2]
|
| To fence in [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Clôturer [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ilaina ny mamefy ny sekoly.
[2.117]
|
2 | Voalazany koa fa sarotra hatonina ny morontsiraka noho ny torapasika mamefy ny sisin-dranomasina.
[2.508]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamefy |
Ny lasa : |
namefy |
Ny hoavy : |
hamefy |
Filaza mandidy : |
mamefe |
|
Ohabolana |
|