|
|
|
|

Teny iditra 1  malamalana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza zavatra lena ka efa manomboka ho maimaina: Enta miditra ny lamba na dia mbolo malamalana aza
5 Reradreraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 slightly damp just right for ironing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 moite et prêt à être repassé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19