Teny iditra | maka sary | |
Singan-teny | maka ; sary | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana sary na soratsoratra mifandraika amin' ny zavatra iray; na mampiasa ny fakantsary [1.1] | |
Fivaditsoratra | maka sary, misaraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |