Teny iditra | maka am-bavany | |
Singan-teny | maka ; vava | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mamototra olona hotsaraina; manontany sy mamotopototra olona mba hahitana izay marina momba ny ady na raharaha iray [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To cross-examine prisoners or accused persons. [1.2] | |
To question a suspect or a witness [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Interroger un détenu ou un témoin [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/21 |