| Fanazavàna teny malagasy |
8 Maharesy, mandresy: Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy
9 Ambinina, mahavoa tsara, mahazo vokatra tsara, misy vokany tsara: Nahomby ny zokiko tamin' ny fanadinana ~ Tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina
10 Mandaitra, afaka hanasitrana: Nahomby tokoa ny fanafody nomenao ahy fa vao nisotro eran' ny sotro aho dia nisinda ny aretin' andohako
11 (raha misy matoanteny eo aoriany): afaka hanao (asa iray) tsara: Tsy mahomby miasa tany izy
12 Tsara, vanona: Misaotra fa nahomby tokoa ny kilalaonareo, rankizy.
[1.1]
|