Teny iditra mahery setra
Singan-teny mahery ; setra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mampiseho hasiahana, hetraketraka sy hery; mitrevatreva sy henjankenjana amin' izay atao rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Unkind, overbearing, brutal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Brutal, arrogant [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01