|
|
|
|

Teny iditra 1  mahatsikaritra
Fototeny  2 tsikaritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to perceive at a rapid glance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 apercevoir instantanément [1.8]
Ohatra  10  Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19